|
|
|
|

Teny iditra1 akoho amam-borona
Singan-teny  2akoho, 3amana, 4vorona
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6fitambaran'ny karazam-borona fiompy. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7volaille. [1.13]
Ohatra  8 Naneno sy nigagaka tamin' izay ny akoho amam-borona. [2.470]
Voambolana  9 Toe-karena: fiompiana
Teny nalaina  10 Soratra misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11